# Inona no nolazain'i Josoa fa ho antony nametrahany ilay vato? Nilaza i Josoa fa ho vavolombelona manohitra azy ireo ilay vato satria ren'izany avokoa ny teny izay nolazain'i Yaveh sy ny vahoakan'Israely.