plt_tq/jos/21/08.md

4 lines
271 B
Markdown

# Ahoana ny fomba namaritan'ny vahoakan'Israely ireo tanàna sy ireo tany fihinanam-bilona izay homena ireo Levita?
Tamin'ny antsapaka no namaritan'ny vahoakan'Israely ireo tanàna sy ireo tany fihinanam-bilona izay homena ireo Levita, araka izay efa nandidian'i Yaveh.