# Ahoana ny fomba namaritan'ny vahoakan'Israely ireo tanàna sy ireo tany fihinanam-bilona izay homena ireo Levita? Tamin'ny antsapaka no namaritan'ny vahoakan'Israely ireo tanàna sy ireo tany fihinanam-bilona izay homena ireo Levita, araka izay efa nandidian'i Yaveh.