plt_tq/jos/17/14.md

8 lines
332 B
Markdown

# Inona no nolazain'ireo taranak'i Josefa tamin'i Josoa?
Nilaza tamin'i Josoa ireo taranak'i Josefa fa tsy ampy ho azy ireo ny tany havoana.
# Inona no nolazain'i Josoa tamin'ireo taranak'i Josefa?
Nilaza tamin'ireo taranak'i Josefa i Josoa mba hiakatra any an'ala ary hanadio ny tany any amin'ny tanin'ireo Perizita sy Refaima.