# Inona no nolazain'ireo taranak'i Josefa tamin'i Josoa? Nilaza tamin'i Josoa ireo taranak'i Josefa fa tsy ampy ho azy ireo ny tany havoana. # Inona no nolazain'i Josoa tamin'ireo taranak'i Josefa? Nilaza tamin'ireo taranak'i Josefa i Josoa mba hiakatra any an'ala ary hanadio ny tany any amin'ny tanin'ireo Perizita sy Refaima.