plt_tq/jos/10/01.md

4 lines
255 B
Markdown

# Inona ny antony nampatahotra vahoakan'i Jerosalema raha namitra-pihavanana tamin'Israely ny vahoakan'i Gibeona?
Natahotra ny vahoakan'i Jerosalema satria Gibeona dia tanàna lehibe, lehibe noho i Ay, ary ny lehilahiny rehetra dia mpiady mahery avokoa.