# Inona ny antony nampatahotra vahoakan'i Jerosalema raha namitra-pihavanana tamin'Israely ny vahoakan'i Gibeona? Natahotra ny vahoakan'i Jerosalema satria Gibeona dia tanĂ na lehibe, lehibe noho i Ay, ary ny lehilahiny rehetra dia mpiady mahery avokoa.