plt_tq/jol/03/04.md

12 lines
472 B
Markdown

# Tamin'iza i Tyro, Sidona ary ny faritr'i Filistia rehetra no teiztra?
Tyro, Sidona ary ny faritr'i Filistia rehetra dia tezitra tamin'i Yaveh.
# Inona no nataon'i Tyro, Sidona, ary Filistina tamin'ny haren'i Yaveh?
Nentin'izy ireo tao amin'ny tempolin'izy ireo ny hareny.
# Inona no nataon'i Tyro, sy Sidona, ary ireo Filistina tamin'ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema?
Namidin'izy ireo tamin'ny vahoakan'ny Grika mba hanesorana azy ireo hiala lavitra ny faritaniny.