# Tamin'iza i Tyro, Sidona ary ny faritr'i Filistia rehetra no teiztra? Tyro, Sidona ary ny faritr'i Filistia rehetra dia tezitra tamin'i Yaveh. # Inona no nataon'i Tyro, Sidona, ary Filistina tamin'ny haren'i Yaveh? Nentin'izy ireo tao amin'ny tempolin'izy ireo ny hareny. # Inona no nataon'i Tyro, sy Sidona, ary ireo Filistina tamin'ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema? Namidin'izy ireo tamin'ny vahoakan'ny Grika mba hanesorana azy ireo hiala lavitra ny faritaniny.