plt_tq/job/41/25.md

12 lines
387 B
Markdown

# Inona no ataon'ireo andriamanitra rehefa manandratra ny tenany ny leviatana?
Lasa matahotra izy ireo ary mihemotra.
# Inona ny miseho raha mamely ny leviatana ny sabatra, ny lefona, na rehefa fitaovam-piadiana maranitra?
Tsy misy dikany amin'y ireo.
# Inona no hiheveran'ny leviatana ny vy sy ny varahina?
Mihevitra ny vy ho toy ny mololo izy ary, ny varahina ho toy ny hazo lò.