# Inona no ataon'ireo andriamanitra rehefa manandratra ny tenany ny leviatana? Lasa matahotra izy ireo ary mihemotra. # Inona ny miseho raha mamely ny leviatana ny sabatra, ny lefona, na rehefa fitaovam-piadiana maranitra? Tsy misy dikany amin'y ireo. # Inona no hiheveran'ny leviatana ny vy sy ny varahina? Mihevitra ny vy ho toy ny mololo izy ary, ny varahina ho toy ny hazo lò.