plt_tq/job/41/19.md

8 lines
290 B
Markdown

# Inona no mivoaka avy ao anaty vavan'ny leviatana?
Misy fanilo mirehitra no mivoaka ny vavany, ary miparitaka ny pitik'afo.
# Tahaka ny inona ny setroka avy amin'ny vavorin'ny leviatana?
Izany dia toy ny zavatra mangotraka ao anaty vilany eo ambony afo izay nokopahana ho tena mahamay.