# Inona no mivoaka avy ao anaty vavan'ny leviatana? Misy fanilo mirehitra no mivoaka ny vavany, ary miparitaka ny pitik'afo. # Tahaka ny inona ny setroka avy amin'ny vavorin'ny leviatana? Izany dia toy ny zavatra mangotraka ao anaty vilany eo ambony afo izay nokopahana ho tena mahamay.