plt_tq/job/37/14.md

8 lines
312 B
Markdown

# Mahakasika ny inona no tian'i Eliho hijanonan'i Joba ka ho saintsaininy?
Maniry ny hijanonan'i Joba ka hisaintsaina ny momba ireo asa mahagagan'Andriamanitra izy.
# Inona no mitranga rehefa manery ny sitrpony amin'ny rahona Andriamanitra?
Andriamanitra dia mampitselatra ny tsela-pahazavana amin'ny rahona.