# Mahakasika ny inona no tian'i Eliho hijanonan'i Joba ka ho saintsaininy? Maniry ny hijanonan'i Joba ka hisaintsaina ny momba ireo asa mahagagan'Andriamanitra izy. # Inona no mitranga rehefa manery ny sitrpony amin'ny rahona Andriamanitra? Andriamanitra dia mampitselatra ny tsela-pahazavana amin'ny rahona.