plt_tq/job/36/27.md

4 lines
177 B
Markdown

# Ahoana no handatsahan'Andriamanitra ny orana?
Manala ireo rano mitete izay mitsiaka ho orana avy amin'ny entony Izy, izay arotsaky ny rahona sy atondrany amin'ny olombelona.