# Ahoana no handatsahan'Andriamanitra ny orana? Manala ireo rano mitete izay mitsiaka ho orana avy amin'ny entony Izy, izay arotsaky ny rahona sy atondrany amin'ny olombelona.