plt_tq/job/36/19.md

8 lines
306 B
Markdown

# Inona no zavatra tsy hahavonjy an'i Joba amin'ny fahoriany?
Ny haren'i Joba sy ny herin'ny tanjany dia tsy hanampy azy amin'ny fahoriany.
# Nahoana i Eliho no milaza fa i Joba dia sedraina amin'ny alalan'ny fijaliana?
Joba dia sedraina amin'ny alalan'ny fijaliana mba hipetrahany lavitra ny fahotana.