# Inona no zavatra tsy hahavonjy an'i Joba amin'ny fahoriany? Ny haren'i Joba sy ny herin'ny tanjany dia tsy hanampy azy amin'ny fahoriany. # Nahoana i Eliho no milaza fa i Joba dia sedraina amin'ny alalan'ny fijaliana? Joba dia sedraina amin'ny alalan'ny fijaliana mba hipetrahany lavitra ny fahotana.