plt_tq/job/36/10.md

8 lines
335 B
Markdown

# Inona no hitranga raha mihaino sy manompo an'Andriamanitra izy ireo?
Izy ireo dia handany ny andron'izy ireo amin'ny fanambinana, sy ny taonan'izy ireo amin'ny fifaliana.
# Inona no hitranga amin'ireo olona izay tsy mihaino an'Andriamanitra?
Izy ireo dia ho vonoina amin-tsabatra ary ho faty izy ireo satria tsy manam-pahalalana.