# Inona no hitranga raha mihaino sy manompo an'Andriamanitra izy ireo? Izy ireo dia handany ny andron'izy ireo amin'ny fanambinana, sy ny taonan'izy ireo amin'ny fifaliana. # Inona no hitranga amin'ireo olona izay tsy mihaino an'Andriamanitra? Izy ireo dia ho vonoina amin-tsabatra ary ho faty izy ireo satria tsy manam-pahalalana.