forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
315 B
Markdown
8 lines
315 B
Markdown
# Iza no melohin'i Joba ny amin'ny fitadiavana tombony amin'ny famelezana azy, sy ny fiheverana azy ho fahavalo?
|
|
|
|
Joba dia manameloka an'Andriamanitra ny amin'ny fanaovana ireo zavatra ireo.
|
|
|
|
# Ahoana no ampitahan'i Eliho an'Andriamanitra amin'ny olona?
|
|
|
|
Eliho dia milaza fa Andriamanitra dia lehibe noho ny olona.
|