# Iza no melohin'i Joba ny amin'ny fitadiavana tombony amin'ny famelezana azy, sy ny fiheverana azy ho fahavalo? Joba dia manameloka an'Andriamanitra ny amin'ny fanaovana ireo zavatra ireo. # Ahoana no ampitahan'i Eliho an'Andriamanitra amin'ny olona? Eliho dia milaza fa Andriamanitra dia lehibe noho ny olona.