plt_tq/job/23/15.md

8 lines
213 B
Markdown

# Ahoana ny fahatsapan'i Joba rehefa misaina an'Andriamanitra izy?
Rehefa misaina an'Andriamanitra i Joba, dia matahotra Azy izy.
# Inona no manarona ny tavan'i Joba?
Ny aizim-pito no manarona ny tavan'i Joba.