# Ahoana ny fahatsapan'i Joba rehefa misaina an'Andriamanitra izy? Rehefa misaina an'Andriamanitra i Joba, dia matahotra Azy izy. # Inona no manarona ny tavan'i Joba? Ny aizim-pito no manarona ny tavan'i Joba.