plt_tq/job/23/10.md

8 lines
275 B
Markdown

# Inona no valiny andrandrain'i Joba avy amin'ny fitsapan'Andriamanitra azy?
Raha misedra azy Andriamanitra dia hivoaka toy ny volamena izy.
# Inona no nataon'i Joba tamin'ny tenin'ny vavan'Andriamanitra?
Joba dia nitahiry tao am-pony ny tenin'ny vavan'Andriamanitra izy.