# Inona no valiny andrandrain'i Joba avy amin'ny fitsapan'Andriamanitra azy? Raha misedra azy Andriamanitra dia hivoaka toy ny volamena izy. # Inona no nataon'i Joba tamin'ny tenin'ny vavan'Andriamanitra? Joba dia nitahiry tao am-pony ny tenin'ny vavan'Andriamanitra izy.