plt_tq/job/20/23.md

8 lines
316 B
Markdown

# Inona no ho ataon'Andriamanitraamin'ny olona ratsy fanahy izay efa mby eo am-pamenoana ny kibony?
Andriamanitra dia handrotsaka ny firehetan'ny fahatezerany eo aminy raha eo am-pihinanana izy.
# Inona no hitranga rehefa mandositra ny fitaovam-piadiana vy ny olona ratsy fanahy?
Hahavoa azy ny tsipìka varahina