# Inona no ho ataon'Andriamanitraamin'ny olona ratsy fanahy izay efa mby eo am-pamenoana ny kibony? Andriamanitra dia handrotsaka ny firehetan'ny fahatezerany eo aminy raha eo am-pihinanana izy. # Inona no hitranga rehefa mandositra ny fitaovam-piadiana vy ny olona ratsy fanahy? Hahavoa azy ny tsipìka varahina