# Iza no tian'i Joba hiresahana fa tsy ireo namany?
Aleony miresaka amin'Andriamanitra satria maniry ny hifandahatra amin'Andriamanitra izy.
# Inona no lazain'i Joba fa ataon'ireo namany amin'ny marina?
Manafotsy ny marina amin'ny lainga izy ireo.