# Iza no tian'i Joba hiresahana fa tsy ireo namany? Aleony miresaka amin'Andriamanitra satria maniry ny hifandahatra amin'Andriamanitra izy. # Inona no lazain'i Joba fa ataon'ireo namany amin'ny marina? Manafotsy ny marina amin'ny lainga izy ireo.