plt_tq/jhn/18/28.md

8 lines
427 B
Markdown

# Nahoana ireo nitondra an'i Jesosy ho any anaty rova no tsy niditra tao?
Tsy niditra tao anaty rova izy mba tsy ho voaloto ary mba ho afaka hihinana ny Paska.
# Ahoana no namalian'ireo mpiampanga an'i Jesosy an'i Pilato rehefa nanontany azy ireo izy hoe: "Inona no fiampangana entinareo manohitra ity lehilahy ity?"
Namaly izy ireo ary niteny taminy hoe: "Raha tsy mpanao ratsy io lehilahy io, dia tsy ho natolotray anao."