# Nahoana ireo nitondra an'i Jesosy ho any anaty rova no tsy niditra tao? Tsy niditra tao anaty rova izy mba tsy ho voaloto ary mba ho afaka hihinana ny Paska. # Ahoana no namalian'ireo mpiampanga an'i Jesosy an'i Pilato rehefa nanontany azy ireo izy hoe: "Inona no fiampangana entinareo manohitra ity lehilahy ity?" Namaly izy ireo ary niteny taminy hoe: "Raha tsy mpanao ratsy io lehilahy io, dia tsy ho natolotray anao."