plt_tq/jhn/18/15.md

4 lines
215 B
Markdown

# Ahoana no nahatongavan'i Petera tao an-kianjan'ny mpisoronabe?
Nisy mpianatra izay fantatrin'ny mpisoronabe, nivoaka ary niresaka tamin'ilay mpanompovavy izay niandry ny vavahady ka nitondra an'i Petera hiditra.