# Ahoana no nahatongavan'i Petera tao an-kianjan'ny mpisoronabe? Nisy mpianatra izay fantatrin'ny mpisoronabe, nivoaka ary niresaka tamin'ilay mpanompovavy izay niandry ny vavahady ka nitondra an'i Petera hiditra.