plt_tq/jhn/14/15.md

12 lines
440 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy fa ho ataonao raha tia Azy ianao?
Nilaza Jesosy fa hitandrina ny didiny ianao raha tia Azy.
# Nahoana izao tontolo izao no tsy mandray ny Fanahin'ny Fahamarinana?
Tsy afaka mandray ny Fanahin'ny fahamarinana izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatra Azy izany.
# Aiza no nolazain'i Jesosy fa hisy ny Fanahin'ny Fahamarinana?
Nilaza Jesosy fa ho ao amin'ireo mpianatra ny Fanahin'ny Fahamarinana.