# Inona no nolazain'i Jesosy fa ho ataonao raha tia Azy ianao? Nilaza Jesosy fa hitandrina ny didiny ianao raha tia Azy. # Nahoana izao tontolo izao no tsy mandray ny Fanahin'ny Fahamarinana? Tsy afaka mandray ny Fanahin'ny fahamarinana izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatra Azy izany. # Aiza no nolazain'i Jesosy fa hisy ny Fanahin'ny Fahamarinana? Nilaza Jesosy fa ho ao amin'ireo mpianatra ny Fanahin'ny Fahamarinana.