plt_tq/jhn/11/24.md

8 lines
471 B
Markdown

# Tamin'i Jesosy niteny tamin'i Marta hoe: "Hitsangan-ko velona indray ny anadahinao," dia inona no valin-teniny tamin'i Jesosy?
Hoy izy tamin'i Jesosy hoe: "Fantatro fa hitsangana indray izy amin'ny fitsanganan'ny maty amin'ny andro farany."
# Inona no nolazain'i Jesosy fa hitranga amin'ireo izay mino Azy?
Jesosy nilaza fa na iza na iza mino an'i Jesosy, na dia maty aza izy, dia ho velona; ary na iza na iza velona ka mino an'i Jesosy dia tsy ho faty mandrakizay.