# Tamin'i Jesosy niteny tamin'i Marta hoe: "Hitsangan-ko velona indray ny anadahinao," dia inona no valin-teniny tamin'i Jesosy? Hoy izy tamin'i Jesosy hoe: "Fantatro fa hitsangana indray izy amin'ny fitsanganan'ny maty amin'ny andro farany." # Inona no nolazain'i Jesosy fa hitranga amin'ireo izay mino Azy? Jesosy nilaza fa na iza na iza mino an'i Jesosy, na dia maty aza izy, dia ho velona; ary na iza na iza velona ka mino an'i Jesosy dia tsy ho faty mandrakizay.