forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
413 B
Markdown
8 lines
413 B
Markdown
# Inona no nataon'ilay vehivavy taorian'ny resany niaraka tamin'i Jesosy?
|
|
|
|
Navelan'ilay vehivavy ny sininy, ka nandeha niverina tany an-tanàna izy, ary nilaza tamin'ny olona hoe: "Handeha, hizaha ilay lehilahy izay nilaza ny vitako rehetra. Tsy ho Kristy izany, sa ve Izy?"
|
|
|
|
# Inona no nataon'ireo olona tao an-tanàna rehefa nandre ny tatitr'ilay vehivavy?
|
|
|
|
Nandao ny tanàna izy ireo ary nankeo amin'i Jesosy.
|