# Inona no nataon'ilay vehivavy taorian'ny resany niaraka tamin'i Jesosy? Navelan'ilay vehivavy ny sininy, ka nandeha niverina tany an-tanàna izy, ary nilaza tamin'ny olona hoe: "Handeha, hizaha ilay lehilahy izay nilaza ny vitako rehetra. Tsy ho Kristy izany, sa ve Izy?" # Inona no nataon'ireo olona tao an-tanàna rehefa nandre ny tatitr'ilay vehivavy? Nandao ny tanàna izy ireo ary nankeo amin'i Jesosy.