plt_tq/jhn/01/06.md

8 lines
216 B
Markdown

# Iza no anaran'ilay lehilahy izay nirahin'Andriamanitra?
Jaona no anarany.
# Tonga mba hanao inona i Jaona?
Izy dia tonga ho vavolombelona hanambara ny momba ny fahazavana, mba hinoan'ny rehetra amin'ny alalany.