# Iza no anaran'ilay lehilahy izay nirahin'Andriamanitra? Jaona no anarany. # Tonga mba hanao inona i Jaona? Izy dia tonga ho vavolombelona hanambara ny momba ny fahazavana, mba hinoan'ny rehetra amin'ny alalany.