plt_tq/jer/51/17.md

8 lines
223 B
Markdown

# Mahafa-po ny olona ve ireo sampy?
Tsia, ireo sampy dia tsy afaka manao na inona na inona amin'izy ireo. Tsy misy dikany izy ireny.
# Iza no Andriamanitr'Israely?
Izy ilay nahary ny zava-drehetra. Ny anarany dia Yaveh.