# Mahafa-po ny olona ve ireo sampy? Tsia, ireo sampy dia tsy afaka manao na inona na inona amin'izy ireo. Tsy misy dikany izy ireny. # Iza no Andriamanitr'Israely? Izy ilay nahary ny zava-drehetra. Ny anarany dia Yaveh.