plt_tq/jer/51/05.md

8 lines
344 B
Markdown

# Inona no nampatsiahivin'i Yaveh tamin'ireo vahoakany?
Nampatsiahy azy ireo Yaveh fa na dia nanota aza ny olony dia ho Andriamanitr'izy ireo fona Izy ary tsy nandao azy ireo Izy.
# Inona no nasainin'i Yaveh ataon'ireo vahoakan'Israely?
Nilaza tamin'ireo vahoakany Yaveh mba hitsoaka mba ho afaka aminny famaizana ho avy amin'ny Babylona.