# Inona no nampatsiahivin'i Yaveh tamin'ireo vahoakany? Nampatsiahy azy ireo Yaveh fa na dia nanota aza ny olony dia ho Andriamanitr'izy ireo fona Izy ary tsy nandao azy ireo Izy. # Inona no nasainin'i Yaveh ataon'ireo vahoakan'Israely? Nilaza tamin'ireo vahoakany Yaveh mba hitsoaka mba ho afaka aminny famaizana ho avy amin'ny Babylona.