|
# Iza no hitsangana hanohitra an'i Babylona?
|
|
|
|
Ny firenena avy any avaratra.
|
|
|
|
# Inona no ho ataon'ireo vahoakan'Israely rehefa voatafika i Babylona?
|
|
|
|
Ho avy miaraka amin'ny tomany ireo vahoaka ary hitady an'i Yaveh. Hanainga ho any Ziona izy ireo hanavao ny fanekena amin'i Yaveh.
|