# Iza no hitsangana hanohitra an'i Babylona? Ny firenena avy any avaratra. # Inona no ho ataon'ireo vahoakan'Israely rehefa voatafika i Babylona? Ho avy miaraka amin'ny tomany ireo vahoaka ary hitady an'i Yaveh. Hanainga ho any Ziona izy ireo hanavao ny fanekena amin'i Yaveh.