plt_tq/jer/49/34.md

8 lines
220 B
Markdown

# Oviana i Jeremia no nandray ny faminaniana mahakasika an'i Elama?
Nahazo izany izy rehefa nanapaka an'i Joda i Zedekia mpanjaka.
# Aiza no handehanan'ireo olona?
Ireo olona dia handeha eny amin'ny tany rehetra eny.